Sunday, October 12, 2014

Tsy mbola lefy ihany koa anefa ny fizarana cinema showtime kuching vatomamy rehefa krismasy toy izao


 Home  >  NEWS DU JOUR & SHOPPING  > SHOPPING : MARCHÉS DE NOËL À ANTANANARIVO – DU TSENAKELY AUX CENTRES COMMERCIAUX SHOPPING : MARCHÉS DE NOËL À ANTANANARIVO – DU TSENAKELY AUX CENTRES COMMERCIAUX
Efa fanaon ny tokantrano malagasy maro ankehitriny ny mividy « chocolat » sy « bûche de noël » rehefa krismasy. Natao hamalifaliana ny ankizy hoy ny renim-pianakaviana iray, sy mba hampiavaka ny fety amin ny andavanandro.
Antonony ny fandehan ny tsena hoy Ramatoa Lydia, tompon andraikitra etsy amin ny « Royal Pâtisserie » Mahamasina. Ny harivan ny 24 desambra vao tena maro ireo mpanjifa. Mbola sahirana manomana fety ny ankamaroany ary eo ihany koa ilay hitahirizana ny mofomamy.
Misy ireo manao kômandy fa betsaka ihany koa ireo tonga mividy tsy manafatra mialoha indrindra ny andron ny 25 desambra. Raha mihoatra ny tamin ny taon-dasa dia azo lazaina cinema showtime kuching ho latsaka cinema showtime kuching kokoa ny tsena tamin ity taona ity, hoy ny fanazavan ny tompon andraikitra.
Mahafa-po ny tsenan ny « chocolat » amin izao fety izao, hoy Jonathan Ralaisoa, tompon andraikitra ao amin ny « Chocolaterie Bijor ». Ireo miendrika kisarisary sy ireo misy sesika no tena be mpankafy hoy izy. Ankoatra ireo olon-tsotra dia misy orinasa manao kômandy amin izy ireo ihany koa. Mitovitovy tamin ny herintaona ihany ny fandehan ny tsena tamin ity taona ity, araka ny fanazavany.
Tsy mbola lefy ihany koa anefa ny fizarana cinema showtime kuching vatomamy rehefa krismasy toy izao. Tsy dia mandeha ny tsena, hoy ny mpivarotra iray eny Analakely. Nitombo koa ireo mpivarotra vatomamy, ny mpanjifa anefa nihena, hoy izy nanazava. Rehefa 24 desambra toy izao izahay dia mahalafo cinema showtime kuching 60 kg, tamin ity taona ity anefa dia 30 kg ihany no lafo. Tsy nahitana fisondrotana ny vatomamy, hoy hatrany izy.
Related Posts PRÉSIDENCE DE LA RÉPUBLIQUE : HERY RAJAONARIMAMPIANINA ET MAKHTAR DIOP À NOSY BE PATRIMOINE cinema showtime kuching : LA COLLINE SACRÉE D’AMBOHITRABIBY – BERCEAU DE LA ROYAUTÉ « MERINA » SOLIDARITÉ : UNE PENSÉE POUR NOS ENFANTS DÉFAVORISÉS ZOOM : LA FABRICATION DU « KOBA « MALAGASY
Pin It
POLITIQUE : LE PARTI AREMA
SOIRÉES & SORTIES : SMILE PARTY
(c) Le Coeur et la Voix de Madagascar (tvmada.com - radiomada.com) .

No comments:

Post a Comment