Ankoatra ny hosodoko, manana ny lanjany ihany koa ny tontolon ny fanaovana sary amin ny alalan ny « pensily hazo ». alamanda gsc Manana ny mampiavaka azy manokana izy ireny na dia tsy manana orin asa voafaritra sy toerana voatokana hanaovany ny asany aza. Eny rehetra eny dia ahitana azy ireo toy ny eo Ambohijatovo, alamanda gsc Analakely sy ny toerana maro hafa.
Mbola tanora vatana ity mpiangaly iray tafaresaka taminay nefa efa mahavita zavatra kanto sy tsara, 18 taona izy amin izao ary efa tamin ny taona 2009 no nanomboka nanao ny asa fanaovana sary. Manao ny sary rehetra araka izay tian ny mpanjifany ho azo izy « portrait, caricature, bande-dessinée, sns… ».
Hita ho manana ny traik efa satria afaka mandika sy mamadika olona iray ho sary mitovy mihitsy, efa saika mifanaraka alamanda gsc amin ireny « photo numérique » ireny mihitsy rah any kalitaon ny sary vitany. Faly sy afa-po ny olona tonga mapanao sary eo aminy ary izany no anisany mampiroborobo sy mampandeha ny tsenany. Mahavita portrait iray isan andro izy. Raha ny nolazainy alamanda gsc dia efa misy ampahana talenta miaina ao anatiny no nahafahany nahay ny tao-sary fa nampiana fandratovam-pahalalana kely mba ho fifehezana tsara sy hamatianina ny asa vita.
Iray andro no laniny amin ny fandikana sarin olona ambony ambany iray ary manodidina ny 40.000 Ariary ny vidiny, raha toa kosa ka ny vatana ambony alamanda gsc ihany dia manodidina ny 30mn eo ho eo ny faharetany. Na dia tsy manana ny toeram-piasana manokana aza izy, afaka mampiranty ny asa tanàny rehefa misy ny fotoana ahafahana manao izany. Izy manokana dia efa mpampiranty ny sanganasany alamanda gsc eny amin ny Alliance française Andavamamba. alamanda gsc
Hita alamanda gsc araka izany fa manan-karena olona manatalenta eo amin ny aingam-panahy sy ny asa Tanana maro samy hafa i Madagasikara, tsy ambakan ny firenen-kafa. Izy ireny raha voajery sy voaharamaso mba hitondrana fanampiana sy fanohanana eo amin ny sehatra misy azy dia isan ny fanoihitra iray hampitombo ny tahan ny fampandroasoana eto amin ny firenena.
Related Posts SPORTS : GRAND FESTIVAL DES ARTS MARTIAUX ET DE SELF DÉFENSE FINANCES : AFFAIRE alamanda gsc BANQUE BICM – LE COLLECTIF DES DÉPOSANTS REMBOURSÉ EMPLOI : SPEED NETWORKING, UN RENDEZ-VOUS POUR UN JOB ADMINISTRATIONS : APIPA – L’AUTORITÉ POUR LA PROTECTION CONTRE LES INONDATIONS DE LA PLAINE alamanda gsc D’ANTANANARIVO
Pin It
PATRIMOINE : MADAGASIKARA TANINDRAZANTSIKA
SPORTS : « URBAN FUTSAL » – LE FOOT EN SALLE
(c) alamanda gsc Le Coeur et la Voix de Madagascar (tvmada.com - radiomada.com) .
No comments:
Post a Comment